Mba hiaina amin'ny fo

image

Hevitra anio

R’ilay Bitikako, henoy tsara izao : eo am-piovanao ho « Fitiavana », dia ny Fitiavana no mifehy ny tenanao, ary eo no fotoana hanombohanao hanatanteraka ny tena iraka amin’ny maha zanak’Andriamanitra anao. Eo no hahatonga anao ho mpiandry ondry ho an’ireo ondriko marobe…no hahatonganao ho lasa lakandranom-Pitiavana. Izany hoe, mandalo aminao ny Fitiavana mba hikasika ao anatin’ny tontolo tsy hita maso ireo fanahy mitady ho very.

Ny fatran'ny fitiavana andavanandro ho anao

Isan'andro, ataovy tsara ny fonao amin'ny hafatra avy amin'i Jesoa, fijoroana vavolombelona, vavaka ary eritreritra ara-panahy.

Description par défaut
Hevitra anio
4 Jol 2025
image
Fihetsiky ny Andriamanitra
4 Jol 2025
Description par défaut
Fandefasana mivantana
Isan'andro amin'ny herinandro
Description par défaut
Fihaonana amin'ny alahady
Isan'alahady