Hianatra

Hevitra anio


Toko 3, Hafatra 62

16 Des 2024

Ry bitikako, raiso ity toro-hevitra kely ity : ialao ny mijery ny tenanao. Atodio any amin’ny Ray ny fijerinao, banjino ny Fitiavany, banjino ny hatsaram-pony, banjino ny halehiben’ny Famindram-pony. Tsy ho mendrika mandrakizay an’ izany ianao, tsy ho mendrika mandrakizay izany Fanomezam-pahasoavana izany ianao. Raiso ny Fitiavany sy ny Famindram-pony satria ho Azy dia izany no sitrany.

image