Mba hiaina amin'ny fo

image

Hevitra anio

R’ilay Bitikako, averimbereno tenenina Amiko mandritry ny tontolo andro anio ny fitiavanao Ahy. Diloilo manafàna ny Foko izany, ny Foko izay mijaly, mahita ireo izay notiaviko, mandà ny Fitiavako ary manentsina ny sofiny amin’ireo Antsoantsoko tsy tapaka ! Misaora ny Ray izay manaiky hanome Fitiavana be ho an’ireo Zanany ety an-tany !

Ny fatran'ny fitiavana andavanandro ho anao

Isan'andro, ataovy tsara ny fonao amin'ny hafatra avy amin'i Jesoa, fijoroana vavolombelona, vavaka ary eritreritra ara-panahy.

Description par défaut
Hevitra anio
19 Sep 2025
image
Fihetsiky ny Andriamanitra
19 Sep 2025
Description par défaut
Fandefasana mivantana
Isan'andro amin'ny herinandro
Description par défaut
Fihaonana amin'ny alahady
Isan'alahady