Toko 3, Hafatra 63
22 Nov 2025
Ry bitikako, efa hatramin’izay no voafidy ianao ho tonga olon’ny Fitiavana… ary hizara io Fitiavana io amin’ny hafa. Ry zanaky ny Foko, raisiko ny enta-mavesatrao, fenoiko ny Fitiavako ianao. Tendrement, tiako ianao, follement tiako ianao, Tiako ianao.