Ry Bitikako, tohizo ny fandraisanao ny Fitiavako, amin’ny fiaikenao fa bitika ianao ; ny fanaovanao izany no mahafaly Ahy indrindra aminao, satria manana Fitiavana betsaka dia betsaka omena anao Aho, mba hatongavanao ho olona feno sy mamirapiratry ny Fitiavako. Tiako tokoa ianao.
Nous utilisons des cookies pour améliorer votre expérience de navigation, diffuser des publicités ou des contenus personnalisés et analyser notre trafic. En cliquant sur « Tout accepter », vous consentez à notre utilisation des cookies. Politique de confidentialité