Toko 1, Hafatra 10
18 Nov 2025
Anaka, sokafy tsara mandrakariva ny fonao sy mahay mandray ny Teniko. Hampianariko anao ireo izay tokony ho fantatrao mba ho apositôliko ianao. Mila apositôly araka ny Foko Aho izay manaiky ho ampianariko, havaoziko, tarihiko ary tiaviko.