Ry voahangy keliko sarobidy, sambatra ianao manaiky Ahy hanokatra ny felambonin’ny fonao mba higagako ilay voahangy miafina ao anatinao ilay voninkazo tsara tarehy ! Mirehi-pitiavana anao ny Foko. Eny, anaka, henoy izay bitsikako mangina ao anatin’ny fonao. Tiako ianao, tiako ianao, Izaho Mpahary anao, tiako ianao.
Isan'andro, ataovy tsara ny fonao amin'ny hafatra avy amin'i Jesoa, fijoroana vavolombelona, vavaka ary eritreritra ara-panahy.