Mba hiaina amin'ny fo

image

Hevitra anio

Anaka, mbola tsy takatrao tsara ihany fa zavatra iray ihany no tena manandanja : dia ny fifandraisam-pitiavana amintsika izay tokony hitombo ka ho lasa tsapanao mihintsy, na dia ao anatin’ireo toe-javatra mikorontana ivelany aza. Avereno omena Ahy tsikelikely, izay rehetra mitranga aminao, ireo izay tediavinao ho raisina an-tànana, mba ho afaka hitodika amin-kalalahana aty Amiko Tomponao mandrakariva ny fonao,

Ny fatran'ny fitiavana andavanandro ho anao

Isan'andro, ataovy tsara ny fonao amin'ny hafatra avy amin'i Jesoa, fijoroana vavolombelona, vavaka ary eritreritra ara-panahy.

Description de l'image
Hevitra anio
24 Apr 2025
image
Fihetsiky ny Andriamanitra
24 Apr 2025
Description de l'image
Fandefasana mivantana
Isan'andro amin'ny herinandro
Description de l'image
Fihaonana amin'ny alahady
Isan'alahady