Mba hiaina amin'ny fo

image

Hevitra anio

Anaka, misaotra anao Aho amin’ny fahatokisanao Ahy sy ny firosoana tsy mijanona na dia tsy fantatrao aza ny hitondrako anao. Hitanao tsara fa mandroso ianao ary Izaho no mitantana anao. Ny zava-dehibe ho anao dia ny afantaranao fa miaraka aminao mandrakariva Aho. Miaraka aminao Aho, ao anatinao Aho mba hanaovao anao ho tonga olona feno ny Fitiavako, satria, Tena Tiako loatra ianao.

Ny fatran'ny fitiavana andavanandro ho anao

Isan'andro, ataovy tsara ny fonao amin'ny hafatra avy amin'i Jesoa, fijoroana vavolombelona, vavaka ary eritreritra ara-panahy.

image
Hevitra anio
20 Nov 2025
image
Fihetsiky ny Andriamanitra
20 Nov 2025
Description par défaut
Fandefasana mivantana
Isan'andro amin'ny herinandro
Description par défaut
Fihaonana amin'ny alahady
Isan'alahady