Anaka, avia mifitsaka eto an-tsandriko. Ekeo izay rehetra mitranga aminao. Na toe-javatra mahafaly na mampalahelo, atolory Ahy daholo ireny! Misy ilaivana azy daholo ireny, misy antony ny fisian’ireny, na ho anao na ho an’ireo olona izay mitoetra ao am-ponao.
Nous utilisons des cookies pour améliorer votre expérience de navigation, diffuser des publicités ou des contenus personnalisés et analyser notre trafic. En cliquant sur « Tout accepter », vous consentez à notre utilisation des cookies. Politique de confidentialité