Mba hiaina amin'ny fo

image

Hevitra anio

Anaka, rehefa mibanjina ireo fijaliako, sy ireo fijalian ‘ny RENY-NAO any Andanitra ary ny an’ireo olomasina izay nialoha anao, dia hanovo hery izay ilainao ianao amin’ny alalan’izany, mba tsy ho rava ny « ENY-NAO ». Sambatra ianao izay afaka miara mijaly Amiko.

Ny fatran'ny fitiavana andavanandro ho anao

Isan'andro, ataovy tsara ny fonao amin'ny hafatra avy amin'i Jesoa, fijoroana vavolombelona, vavaka ary eritreritra ara-panahy.

image
Hevitra anio
14 Aog 2026
image
Fihetsiky ny Andriamanitra
14 Aog 2026
Description par défaut
Fandefasana mivantana
Isan'andro amin'ny herinandro
Description par défaut
Fihaonana amin'ny alahady
Isan'alahady