Mba hiaina amin'ny fo

image

Hevitra anio

Ry Bitikako, rehefa misy aingam-panahy ao anatinao manosika anao hanatona na hiantehatra amin’ny olona iray na olona maro, dia tsy amin’izy ireny no ametrahanao fitokisana fa amin’ny Fitiavan’ny Ray izay hanome tolo-tsaina azy ireo mba hitantana anao tsara. Notsinjarain’ny Ray ireo Fanomezany sy ireo fanomezam-pahasoavany (fahalalana sy fahendrena) amin’ny olona maro, ary ao anatin’ny planim-pitiavany dia tiany ny handalo amin’ny olona mba hatanteraka ny Planiny.

Ny fatran'ny fitiavana andavanandro ho anao

Isan'andro, ataovy tsara ny fonao amin'ny hafatra avy amin'i Jesoa, fijoroana vavolombelona, vavaka ary eritreritra ara-panahy.

image
Hevitra anio
2 Des 2025
image
Fihetsiky ny Andriamanitra
2 Des 2025
Description par défaut
Fandefasana mivantana
Isan'andro amin'ny herinandro
Description par défaut
Fihaonana amin'ny alahady
Isan'alahady

Rechercher sur le site