Mba hiaina amin'ny fo

image

Hevitra anio

Anaka, vonona mandrakariva Aho hiasa ao anatinao sy amin’ny alalanao. Tokony avelanao hiasa Aho; nefa dia tsy maintsy mihena ianao mba hatanteraka an’izany. Raha mifikitra mandrakariva eo Amiko ianao, dia Izaho mandrakariva no handalo ao aminao sy amin’ny alalanao. Io fato-pifandraisana io no ilaiko ho mafy orina tsara miaraka aminao.

Ny fatran'ny fitiavana andavanandro ho anao

Isan'andro, ataovy tsara ny fonao amin'ny hafatra avy amin'i Jesoa, fijoroana vavolombelona, vavaka ary eritreritra ara-panahy.

Description par défaut
Hevitra anio
11 Jol 2025
image
Fihetsiky ny Andriamanitra
11 Jol 2025
Description par défaut
Fandefasana mivantana
Isan'andro amin'ny herinandro
Description par défaut
Fihaonana amin'ny alahady
Isan'alahady