R’ilay Bitikako, avia mifitsaka eto an-tratrako! isaky ny tonga eo an-tratrako ianao, dia misy ny ampahany ny Amiko no tafiditra ao anatinao. Dia mandray betsaka ny Fitiavako ianao amin’izany ary lasa Fitiavana bebekokoa. Fifaliana lehibe mandrakariva ho Ahy ny mamihina anao eo amin’ny Foko !
Isan'andro, ataovy tsara ny fonao amin'ny hafatra avy amin'i Jesoa, fijoroana vavolombelona, vavaka ary eritreritra ara-panahy.