HEVITRA METY JERENA

HEVITRA METY JERENA

TSINDRIOEO AMIN’NY SARY MBA AHAZOANA HEVITRA IRAY

Tsindrio indray mba hamerenana azy.
Ampahafantaro ny « Hevitra » azo jerena


Ry Jesoa Tompo ô,
fantatro fa miahy ahy ianao amin’ny fiainako manontolo !
Ankehitriny anefa dia tena milany fanampianao aho, tariho làlana aho, omeo ny fahazavanao aho ;
amin-pinoana no hanindriko ny « Hevitra anio » mba hitenenanao amiko !
Misaotra amin’ny fiahinao ahy amim-pitiavana eo amin’ny fiainako !


image

Anaka, avia manakaiky Ahy, apetraho ihany ao Ampoko ireo eritreritrao, ireo vinanao, ireo hevitrao ary ireo manahirana anao. Fantatrao tsara fa raha irery ianao dia tsy ho afaka hisafidy ilay làlana tsara ianao, nohon’ny hakelinao loatra, ny fahosanao loatra, ny fahalemenao loatra ary ny maha mora tohana anao loatra. Manaike tarihako ianao !

image