Hianatra

Hevitra anio


Toko 2, Hafatra 20

21 Apr 2025

Anaka, amin’ny fonao mandrakariva no tiako resahana. Miha-misokatra tsy tapaka ny fonao, ka afaka mandray tsara kokoa ny Fitiavako ary vokatr’izany, afaka tsara hanome Fitiavana. Ela dia ela tokoa ny fizotran’izany ary tsy azo raha tsy omena fotoana, fotoana betsaka miampy ny nanomezanao sy ny hanoizanao hanome hatrany ireo « ENY-NAO » rehetra.

image