Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 41

3 Feb 2025

Anaka, miaraka aminao mandrakariva Aho. Afaka mifandray Amiko ianao amin’ny fotoana rehetra na andro, na alina ary amin’ny toe-javatra rehetra mba hanovo ao amin’izany ny Fiadanana, ny Fifaliana ary ny Fitiavako.

image