2A_36: Ry Bitikako, raha mba fantatrao hatraiza ny hafaliako mahita anao ela ny ela ka nandray ny Fitiavana izay tiako harotsaka ao anaty fonao ! Eny, ry zanako, ianao no tiako, amin’ny ianao izao ! Raiso bebekokoa hatrany ny Fitiavana izay tiako harotsaka ao anaty fonao, avy hatrany ary koa avy amin’ny alalan’ny olon-kafa.
Nandray ny Fitiavana izay tiako harotsaka ao anaty fonao
![](https://www.fcdj.org/wp-content/uploads/2019/08/2A_36_mg.jpg)