Hianatra

Hevitra anio


Toko 3, Hafatra 87

16 Aog 2026

Ry tantely kely ao anaty ny tranon-tantely ato Amiko, tena mitondra hafaliana lehibe ho Ahy ny fandavan-tenanao, fa indrindra ny fanirianao tanteraka hanantateraka ny sitrapoko. Avia miala sasatra eto amin’ny foko. Mandritran’izany fialantsasatra izany no hanomezako anao ny fahazavana rehetra izay hanilo ny sainao, ny teninao ary ny fihetsikao, mba hifanaraka tsara amin’ny sitrapon’ny Ray.

image