Hianatra

Hevitra anio


Toko 3, Hafatra 73

24 Mar 2025

Ry bitikako, amin’izao fotoana izao ianao dia mandray ilay fanomezana tsara indrindra sy lehibe indrindra : NY FITIAVAKO. Miaina ilay fiovana ianao rehefa tonga olona feno fitiavana. Ary io fiovana ao amin’ny fonao io no hamporisika anao hanam-paniriana hanampy ny hafa am-pitiavana.

image