Toko 3, Hafatra 62
29 Jon 2025
Ry bitikako, maharéta ao anatin’ny finoana, fivavahana sy ny fanaikenao tanteraka Ahy izay Andriamanitrao. Eny, Izaho izay hampiditra anao ao anatin’ilay fahafahana feno amin’ny maha zanak’Andriamanitra… Izaho no hanome indray anao ny Fahafahana, dia ilay Bateminao.