Hianatra

Hevitra anio


Toko 3, Hafatra 51

18 Feb 2025

Ry zanaka malalan’ny Foko, izao iainanao ankehitriny izao dia mandalo fotsiny ihany. Tsy misy tokony hataoranao, eo ambanin’ny fiarovako mandrakariva ianao ! Arovako amin’ny Ràko sarobidy ianao. Rakofako amin’ny lambako sy ny an’ny Reniko Masina ianao ! Ankehitriny dia mandalo ny làlam-be izay mitondra anao ho amin’ny hafenon’ny Fitiavana ianao.

image