Hianatra

Hevitra anio


Toko 3, Hafatra 39

12 Nov 2025

Anaka, matetika avy amin’ny alalan’ny fahalemenao, ny fahosanao ary ireo izay heverinao hoe hadisoanao no hafahako mikasika sy mihaona ny olona hafa. Isaky ny miaiky ianao fa kely dia vao mainka hitoetra ao aminao ny Fitiavan’ny Ray. Ary raha mitoetra ao aminao ny Fitiavana dia ho mora koa ny hipariahany hihaona amin’ny fon’ny hafa amin’ny alalanao. Koa ny fisinao dia ho lasa fahazavana ho an’ireo fo izay mitady an’Andriamanitra.

image