Hianatra

Hevitra anio


Toko 3, Hafatra 85

10 Feb 2025

Ry bitikako, n’inoninona ataonao dia miaraka aminao Aho. Mitoera eo amiko, avelao Aho izay Andriamanitrao hitarika anao. Atolory Ahy daholo ny zavatra rehetra dia ho olona afaka hifandray am-po Amiko ianao. Tiako ianao.

image