Toko 3, Hafatra 78
8 Feb 2026
Ry bitikako, akoka tsy hiahiahy ianao, Izaho no ilay Andriamanitra mahay mampisy ny tsy misy. Mihainoa Ahy mandrakariva ary sokafy tsara ireo masonao mba hahita ny Asako. Sarobidy Amiko ianao. Mila anao Aho. Tiako ianao.