Hianatra

Hevitra anio


Toko 3, Hafatra 40

24 Nov 2025

Anaka, mba hahomby tsara ny asa nampanaovina anao, dia tokony hanaiky handà ny tenanao ianao, handà ireo vinanao, ny fomba fihevitrao, ny fiainanao sy fihetsikao. Io fandavan-tena io dia tsy maintsy arahana fijaliana, fa ny fomba fandraisanao ireny fijaliana ireny no hamaritra ny fanovana aingana irian’ny Ray ho tanterahana.

image

Rechercher sur le site