Hianatra

Hevitra anio


Toko 3, Hafatra 6

30 Jan 2025

Anaka, amin’ny alalan’ny « eny » izay omenao Ahy tsy tapaka, dia afaka mifandray amin’ireo Fanahy maro eran-tany, amin’ny fotoana rehetra Aho. Sarobidy Amiko, izay Andriamanitrao, ianao. Mirehi-pitiavana ho anao ny Foko. Ahy ianao, ary anao Aho. Tiako loatra ianao.

image