Toko 2, Hafatra 74
27 Aog 2026
Anaka, sambatra ianao manome ny « ENY-NAO » amin’ny Raintsika sy feno ny Fitiavany ! Ekeo fa Izaho, Jesoa, dia miondrika eo aminao ary mibitsika aminao eo amin’ny sofina hoe : « Ry Zanaky ny Foko, Tiako ianao, Tiako ianao, Tiako ianao !