Hianatra

Hevitra anio


Toko 2, Hafatra 58

13 Jan 2026

Ry zanaky ny Foko, raiso ny Fitiavana izay tian’ny Ray, izay Rainao, Raiko, Raintsika harotsaka ao anatin’ny fonao dia ho feno tanteraka ianao. Misokatra ny lanitra amin’izao fotoana izao, ka ireo izay irian’ny fonao sy takiany dia ho azonao tanteraka.

image