Hianatra

Hevitra anio


Toko 2, Hafatra 52

13 Des 2025

Anaka, miaraka aminao, misaotra ny Ray Aho amin’ilay olona vaovao izay maka toerana bebe kokoa hatrany ao anatinao ary Miray Amiko. Velomin’ny Fitiavako tsy tapaka izy, amin’ny fandrenesany ny bitsika amin’ny sofiny ireto teny izay lazaiko miverimberina tsy mihato aminy ireto: Tiako ianao, Tiako ianao, Tiako ianao.

image

Rechercher sur le site