Hianatra

Hevitra anio


Toko 2, Hafatra 32

15 Sep 2025

Anaka, tsy misehoseho ny Fisiako, indraindray aza dia sarotra tsapaina sy renesina. Izany no natao dia mba hanajana ny fahafahana lehibe izay nomen’ny Ray ho an’ny zanany tsirairay avy ety an-tany. Rehefa ekena tsara sy irina ny Fisiako, dia miha voatsapa ! Misaotra mandray Ahy ao aminao sy maniry Ahy hatrany. Tena tiako ianao.

image