Toko 2, Hafatra 12
8 Sep 2026
Ry bitikako, nohariana tamin’ny Fitiavana ianao mba ho tonga IRAY aminy ; ny fifandraisana amin’izy roa dia ny fonao. Mila mianatra miaina eo amin’ny fonao izany ianao ; izany no ianaranao rehefa mitoetra samy irery miaraka Amiko ao anatinao lalina iny ianao.