Toko 2, Hafatra 7
17 Nov 2025
Anaka, raha mba fantatrao ny lanjan’ny fijaliana mba hidiranao lalindalina ao anatin’ny Fitiavana… Ny fijaliana dia miova ho fahasoavana sy tso-drano rehefa raisina sy atolotran’ny Ray miaraka amin’ireo Fijaliako.