Toko 1, Hafatra 173
24 Jan 2026
Anaka, mianàra manolotra ny zavatra rehetra eo ampelan-tànan’ny Ray, mianàra matoky Azy amin’ny zavatra rehetra… Raha tsy Andriamanitra dia tsinontsinona ny olona. Izy irery no Mahefa. Ekeo ny Fitiavany. Tiako ianao.