Toko 1, Hafatra 140
3 Des 2025
Anaka, ekeo izao fiainanao izao tahaka ny tsara indrindra ho anao amin’izao fotoana izao. Tsy mila mahatakatra ny hevitr’izany ianao, ny ilaina dia ny hanoloranao ny « eny » tanteraka tsy misy fepetra, ary ny hanekenao fa tena tiako ianao.