Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 135

16 Mar 2025

Anaka, tsy misy tokony hatahoranao. Efa mitodika any aminao ny masoko. Manaike ianao ho tiavina ; ao amin’ny fahakelezanao mandrakariva sy eo amin’ny fonao no afahanao mihaona Amiko… Raha avelanao, dia doroiko amin’ny Afon’ny Foko ny fonao. Tiako ianao.

image