Toko 1, Hafatra 128
18 Okt 2025
Anaka, isaky ny maka fotoana mba handraisana ny Fitiavana ianao sy mba hanaikenao ho tiaviko, dia hisokatra bebekokoa amin’ny Fitiavako ianao. Izany no tena fianarana marina ny Fitiavana : Ianao miaraka amiko ary Izaho miaraka aminao ; ianao ato Amiko ary Izaho ao aminao.