Toko 1, Hafatra 127
6 Sep 2025
Anaka, manaike tiavina. Rehefa miha manaiky izay hanaovako anao ianao, dia ho lasa fitaovana izay azoko ampiasaina, ary miha maheno fifaliana amin’ny faharetana amin’ireo « ENY-NAO », na dia afaka hiteny « tsia » ampahalalahana aza ianao refeha nandinika tsara. Tiako ianao.