Anaka, ireo olona entinao ao am-ponao, dia tsy ianao no mpamonjy an’izy ireo. Ny Mpamonjy azy ireo, dia izaho. Ny ataonao dia ny manankina azy ireo Amiko. Efa eo amin’izy ireo tsirairay avy Aho, tahaka ny ataoko aminao. Tiako ianao.
Nous respectons votre vie privée.
Nous utilisons des cookies pour améliorer votre expérience de navigation, diffuser des publicités ou des contenus personnalisés et analyser notre trafic. En cliquant sur « Tout accepter », vous consentez à notre utilisation des cookies. Politique de confidentialité