Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 96

30 Sep 2025

Anaka, aoka tsy hatahotra ianao, ny Ray no mitantana anao ; efa eo amin’ny làlana izay nofidiny ho anao ianao. Avelao ianao ho rantsanana, ho diovina, ho hamasinina, ho tiavina, hovana sy ho fenoina. Miaraha Amiko misaotra ny Ray mba ho tanteraka anie izany. Omeko anao ny Fitiavako. Mba tiako ange ianao.

image