Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 92

19 Mar 2026

Anaka,aza mitsahatra mihaino Ahy, mila anao Aho, nofidiko ho irahako hanantanteraka asa iray ianao. Tsy mbola takatrao aloha amin’izao fotoana izao ny hakantony, ny halehibeazany ary ny lanjan’io iraka io… Izay rehetra ilainao dia homena anao noho ny Fahasoavana.

image