Toko 1, Hafatra 86
18 Apr 2025
Anaka, tonga ny fotoana mba hipariahan’ny Fitiavana izay mameno ireo voafidy, eto ambonin’ny tany. Tsy maintsy ho levona ny ratsy. Ary satria fomba iray ihany no handroahana ireo herin’ny maizina : dia ny fisian’ny fahazavana, dia torak’izany koa tsy misy afatsy fomba iray ihany koa ny fandroahana ny ratsy dia ny fisian’ny Fitiavana.