Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 72

5 Nov 2025

R’ilay Bitikako, avia miantsampy eo an-tsandriko. Apetrao eo amin’ny Foko ny fonao… Raiso ireo tondram-pahasoavana sy Fitiavana izay atosaky ny Ray ao aminao amin’izao fotoana izao ! Ekeo tanteraka ireny ; ao no hahitanao fiarovana izay tadiavinao.

image