Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 61

12 Mar 2025

Anaka, avia mifitsaka eto an-tratrako mba hahita Fiadanana sy Fifaliana, Fitoniana sy Fahasambarana. Rehefa lavitra Ahy ny eritreritrao, dia manomboka misy adin-tsaina ianao ary indraindray tahotra. Kanefa, ny Fitiavako dia mitobaka ho anao, ary tiako ho sambatra tanteraka ianao. Tsy ho tonga aminao izany raha tsy eo anatrehahako ianao, raha tsy mitodika aty Amiko ny fijerinao, ary ho tonga mihaona Amiko ao anatinao.

image