Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 58

24 Jol 2025

Anaka, Tiako ho tonga Fitiavana ianao tahaka Ahy ! Izay no tena nanirahina anao, iraka izay nahariana anao ! Sambatra ianao raha tafiditra amin’io nanirahina anao marina io, no sady miaina eto ambony tany…dia noho izany ho tonga fitaovana eo ampelan-tànan’ny Ray ianao mba hiantso ny hafa izay miaina eto an-tany mba hiditra ihany koa amin’izay nanirahana azy.

image