Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 52

12 Jan 2026

Anaka, tiako ho tonga afaka ny fonao, satria tiako ho Ahy irery tanteraka. Rehefa omenao Ahy ny toerana voalohany amin’ireo asanao…dia mahafaly ny Foko masina ianao ! Ka nefa tiako ho fenoina bebekokoa ny fonao. Aoka hitodika mandrakariva aty Amiko ny fonao mba hanandrana ny Fitiavako.

image