Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 52

4 Mey 2025

Anaka, avia maka aina eto amin’ny Foko, atolory Ahy ny enta-mavesatrao dia hohitanao fa maivana ny Jiogako ! Raha avelanao dia tapahiko ireo fatorana, tsirairay, mba hatonga anao afaka tanteraka ! Ny tena fahafahana marina dia mitoetra ao anatin’ny fonao. Ny fonao dia tiako ho afaka, satria tiako ho Ahy irery tanteraka.

image