Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 44

14 Jol 2026

Anaka, tiako ianao, mila anao Aho, sarobidy eo imasoko ianao. Manaike tiaviko, mahatsiaro fifaliana be Aho mihaona amin’ny fo iray izay manaiky hotiavina, izay fenoiko tsy tapaka ary ampidinako ao anatiny ny Fitiavako izay efa mitobaka. Mangalà fotoana handray Azy, hanandrana Azy !

image