Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 37

2 Okt 2025

Anaka, tiako ianao ; Nomeko anao ny Aiko ; tsy tiako ny mahita anao mijaly, tiako ho sambatra ianao. Ny Fitiavana izay tsapanao, dia ny Fitiavan’ny Ray izay mikoriana malalaka ao anatin’ny Foko, ny Fitiavan’ny Fon’ny Reniko Masina ary ny Fitiavan’ireo izay nanaiky hifikitra Aminy. Misy toerana malalaka afaka hifikiran’ny fo rehetra eto an-tany.

image

Rechercher sur le site