Hianatra

Hevitra anio


Toko 1, Hafatra 33

7 Aog 2025

Anaka, tiako loatra ianao ! Ekeo ny Fitiavako. Dia avy amin’izay no afahanao mitia ny tenanao amin’ny maha ianao anao io, tsy mila faniriana te hiova ! Ary, farany, dia ho tonga Fitiavana tsy misy fitarainana, tsy misy fimenomenomana ianao, ka ho afaka mitia ireo maratran’ny fiainana izay apetrako eny amin’ny làlanao eny.

image